Rencontre entre TOP Madagascar et Ravinala Airports

Les représentants de TOP Madagascar, dirigés par son PCA Mr Jonah RAMAMPIONONA, ont eu l’honneur de rencontrer Mr Julien COFFINIER, nouveau DG de Ravinala Airports, à Ivato, le 03 février 2022.

Cette rencontre a permis de discuter des futurs partenariats en vue de relancer et développer le secteur du tourisme à Madagascar, notamment par l’ouverture de l’aéroport aux vols internationaux.

C’est avec un réel plaisir que toute l’équipe de TOP Madagascar ainsi que tous ses membres, souhaitent la bienvenue à Mr Julien COFFINIER à son poste de Directeur Général de Ravinala Airports, lui souhaitant plein succès dans ses nouvelles fonctions.

Fihaonan’ny TOP Madagascar sy ny Ravinala Airports

Ny solontenan’ny TOP Madagascar, tarihin’ny Filohan’ny Filankevim-pitantanana Atoa Jonah Ramampionona, dia nihaona tamin’ny Atoa Julien COFFINIER, Tale mpitantana vaovao eo anivon’ny Ravinala Airports, teny Ivato, ny 03 febroary 2022.

Voaresaka nandritra io fihaonana io ireo fiaraha-miasa ho avy, entina hanarenana sy hampandroso ny sehatry ny fizahan-tany eto Madagasikara, indrindra indrindra ny fisokafan’ny seranam-piaramanidina amin’ireo sidina iraisam-pirenena.

Koa ampifaliana tanteraka no hiaraban’ireo mpitantana sy ny mpikambana rehetra ato amin’ny TOP Madagascar an’i Atoa Julien COFFINIER, tongasoa eo anivon’ny Ravinala Airports, ary mirary fahombiazana feno ho azy amin’ny andraikitra vaovao sahaniny.