- June 15, 2023
Salon ITM 2023
Save the date : du 15 au 18 juin prochain, donnons nous rendez-vous au Centre de Conférence International Ivato pour visiter les stands d’exposition des différents acteurs qui œuvrent dans le secteur du tourisme. L’association TOP Madagascar y sera, au Village Madagascar. Ensemble, nous allons contribuer à la relance du tourisme à Madagascar. Ndao hifanome fotoana ny 15 katramin’ny 18 jona ho avy izao eny amin’ny Centre de Conférence International Ivato hiaraka hitsidika ireo trano heva misy ireo fampirantiana ataon’ireo mpisehatra amin’ny fizahan-tany. TOP Madagascar dia handray anjara ka ho afaka tsidihina eny amin’ny Village Madagascar. Hiara-hientana isika ho fandraisana anjara amin’ny fampiroboroboana ny fizahan-tany eto Madagasikara.