Famtrip 2022 : 30 septembre au 08 octobre

Près de 70 opérateurs touristiques internationaux en provenance d’une vingtaine de pays en visite à Madagascar pour l’Eductour organisé par le Ministère du Tourisme et l’ONTM. Ils ont découvert les destinations incontournables de notre destination : Nosy-Be, Antsiranana, Mahajanga, Morondava, Toamasina, Sainte-Marie, SAVA, Toliara et Fort-dauphin. « L’objectif de l’organisation de ce voyage de reconnaissance en faveur de ces Tours opérateurs émetteurs consiste à leur redonner confiance sur la relance de la destination après deux années d’arrêt d’activité touristique dû à la crise sanitaire dans le pays», dixit le Ministre du Tourisme, SEM Joël Randriamandranto.

Mpandraharaha vahiny, avy any ivelany, mihisa 70, eo amin’ny sehatry ny fizahatany no tonga teto Madagasikara nandray anjara tamin’ny fitsidiham-paritany, Eductour, izay novolavolain’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Ofisim-paritry ny Fizahantany eto Madagasikara. Nitsika ireo faritra 9 manamarika an’i Madagasikara izy ireo : Nosy-Be, Antsiranana, Mahajanga, Morondava, Toamasina, Sainte-Marie, SAVA, Toliara ary Fort-Dauphin. Ny tanjona amin’ny hetsika toy izao, hoy ny Ministry ny Fizahantany, dia ny hamerenana indray fahatokisan’ireo mpandraharaha vahiny, ny amin’ny fahavononan’i Madagasikara hiroso amin’ny fampandrosoana ny sehetry ny Fizahantany, taorian’ny fandalovan’ny valan’aretina Covid19.