Ravinala Airports : visite du nouveau Terminal

Fitsidihana ny « Terminal » vaovaon’ny seranam-piaramanidina Ivato androany maraina : izahay, Tours Opérateurs Professionnels de Madagascar – TOP Madagascar, dia manamafy ny fahavononanay ho amin’ny fanarenana ny sehatry ny fizahan-tany, ary manentana hatrany ireo mpisehatra rehetra hanaja ny fepetra ara-pahasalamana mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.

Manolotra fisaorana feno fankasitrahana ny mpiara-miasa Ravinala Airports sy ireo rehetra nandray anjara.

Visite du nouveau Terminal de l’aéroport d’Ivato ce matin : nous, Tours Opérateurs Professionnels de Madagascar – TOP Madagascar, marquons notre engagement pour la relance du secteur tourisme, et incitons tous nos collègues à respecter les protocoles sanitaires pour endiguer l’épidémie Covid 19.

Nos sincères remerciements à notre partenaire Ravinala Airports et à tous les participants.