Nomination de Mme Viviane Dewa au Ministère du Tourisme et de l’Artisanat
Nomination de Mme Viviane Dewa au Ministère du Tourisme et de l’Artisanat
TOP Madagascar dia manantitra fisaorana sy fankasitrahana an’Atoa Minisitra Joël Randriamandranto tamin’ireo ezaka nataony, sy asa vita ho fampandrosoana sy fanatsarana ny sehatry ny Fizantany. Tsy nikely soroka, tsy nitandro hasasarana ianao Atoa minisitra ary tsy nataonao ambanin-javatra ny fiaraha-miasa taminay mpisehatra eto amin’ny Fizahantany. Misaotra indrindra koa ireo mpiara-miara aminy rehetra. Mankasitra tompoko, ary mirary soa.
TOP Madagascar dia faly miarahaba an’i Ramatoa Viviane Dewa, minisitra vaovao hitantana ny Fizahantany sy ny Asa tanana. Mirary fahombizana tompoko.
TOP Madagascar adresse ses vifs et sincères remerciements à Monsieur le Ministre Joël Randriamandranto pour son engagement et sa contribution au développement du tourisme et de l’artisanat à Madagascar. Nos chaleureux remerciements également à toute son équipe.
TOP Madagascar adresse ses sincères félicitations à Madame Viviane Dewa, la nouvelle Ministre du Tourisme et de l’Artisanat. Nous lui souhaitons plein succès dans ses nouvelles fonctions.