Atrikasa – Atelier : ORT Vatovavy fitovinany

Un atelier d’échanges sur les nouveaux produits dans la région Vatovavy Fitovinany a eu lieu dans les locaux de l’ONTM, le Jeudi 15 Septembre 2022. L’objectif de cet atelier est de promouvoir les activités touristiques dans la région. Le Directeur Exécutif de l’Office Régional du Tourisme Vatovavy Fitovinany, M. Raphaël Tsabotovanonjaka, a fait un état des lieux du secteur tourisme de la région, un récapitulatif des sites touristiques qui font leur renommée. M. Didy Ratolojanahary a ensuite présenté 4 nouveaux circuits dans la zone des Pangalanes.

Tontosa ny alakamisy 15 septambra 2022 ny atrikasa dinika momba ny tolotra vaovao any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, tetsy amin’ny ONTM. Tanjon’ity atrikasa ity ny hampiroboroboana ny asa fizahantany any amin’ny faritra. Ny Tale Mpanatanteraka ny Offisim-partitry ny fizahantany any an-toerana, Atoa Tsabotovanonjaka Raphaël dia nampahafantatra ny zava-misy eo amin’ny sehatry ny fizahantany, ireo toerana mampalazo iny faritra iny. Atoa Didy Ratolojanahary kosa dia nampiseho tolotra vaovao 4 any amin’ny faritra Pangalana.